msh_luk_text_udb/01/05.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 5 Tamignan' andron' i Heroda, mpanjakan'ny Jodia, la nisy gny raiky tami-pisoro nikaihy hoe Zakaria, avy mbakamigny antokon' i Abia. gny valiny bakamin'ny gny anak' ampelan' i Arona, ary gny agnarany Elizabeta. \v 6 Samby marina teo agnatrehan-Dragnahary rozy, sady nankato gny didy iaby voho reo fitsipiky ny tompo. \v 7Fe tsy nanagnanaky nefa rozy, satsia tsy teraky Elizabeta, sady tena fa antitry koa rozy roa taminy andro zay.