msh_luk_text_udb/22/45.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 45 Sady lafa nitsanga baka nivavaky Ie, la nagnagny amin'ny mpianatsy, sady nahajery gnan-drozy natory nohon'ny alahelon-drozy, \v 46 ka nagnontany gnan-drozy hoe: " Nagnino ro matory nareo? Mitsangana sady mivavaha, mba tsy hiliranareo amin'ny fakam-pagnahy."