msh_luk_text_udb/22/10.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 10 Namaly gnan-drozy Ie hoe: " Njanjigno lafa militsy gny tana nareo, la hisy johary raiky manday sinin-drano hifakatojy agnaminareo. Magnaraha gnazy agny amin'izay tragno ilirany. \v 11 La volagno gny tompon-tragno hoe: ' Gny Mpampianatsy mivola agnaminao hoe: " Aia gny efi-tragno fandraisam-bahiny, zay hihinanako gny sakafon'ny Paska miaraky amin'ireo mpianatro?"'