msh_luk_text_udb/21/25.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 25 Hisy famantara egny amin'ny masoandro, egny amin'ny vola, voho egny amin'ny kinta, sady eto an-tany. Ho tra-pahoria reo firenena, hitaintay nohon'ny eron-dranomasy voho reo onja. \v 26 Hisy johary ho tsipikin'ny tahotsy voho gny fiandrasa reo raha zay ho avy eto an-tany. Fa ho voahozongozo gny haren'ny lagnitsy.