msh_luk_text_udb/16/16.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 16 Gny lalana voho reo mpaminany la nisy mandra-piavin'i Jaona. Fa hatramin'izay fotoa izay, ro fa nitoria gny filazantsaran'ny fanjakan-Dranagnahary, sady gny kiraidraiky la niezaky nanitsy gny lalany ho amin'izay. \v 17 Fa moramora kokoa gny hahafoana gny lagnitsy voho gny tany noho gny soratsy kelikely mare ao amin'ny lalagna ho lasa tsy manan-kery.