msh_luk_text_udb/16/08.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 8 Bakeo gny tompo la nandrengy gny mpitantana tsy to fotony niasa tamin-kafetsea ie. Fa fetsy mare gny anak'izao tontolo zao gny amin'ny fifagnaraha amin'ie samby olo noho gny anaky gny fahazava. \v 9 Mivola agnaminareo Aho, mila nama amin'ny alalan'ny jala tsy to, amin'izay lafa lany izay, la mety ho rambesin-drozy ao amin'ny fitoera mandrakizay nao .