msh_luk_text_udb/12/27.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 27 Diniho reo lili_ manao akory gny fitiriny. Tsy miasa rozy regny, na mamoly. Nefa ambarako agnaminareo, na Solomona tamin'ny voninahiny manontolo aza tsy nisiky manahaky gny raiky tamin'iregny. \v 28 Laha tafian-Dranagnahary manahaky izay reo ahitsy egny an-tsaha, zay eo androany, sady gny hamaray la aria agnaty fatana, manao akory gny hanafiany gnanareo mihoatsy lavitsy noho izay, nareo ry kely finoa o!