msh_luk_text_udb/12/13.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 13 Bakeo nisy olo raiky tao amin'ireo vahoaky nivola tagnaminy hoe: " Ry mpampianatsy, volagno gny rahalahiko mba hizara gny lova agnamiko." \v 14 Jesosy nivola tagnaminy hoe: " Ralehilahy, ia ro nanao Gnahy ho mpitsara na mpanelanela gnanareo?" \v 15 Hoy Ie tamin-drozy hoe: " Miambena mba hihazonanareo gny vatanareo lavitsy reo fagnirian-draty iaby, fotony gny fiainan'olo raiky la tsy mianky amin'ny fitobaky gny fananany."