msh_luk_text_udb/12/08.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 8 Hoy Aho agnaminareo, zay iaby manainky Gnahy eo agnatrehan'ny olo, gny Anak'olo avao koa la hanaiky gnazy eo agnatrehan'ireo anjelin-Dranagnahary, \v 9 fa zay manda Gnahy eo agnatrehan'ny olo la ho lavy eo agnatrehan'ireo anjelin-Dranagnahary. \v 10 Zay iaby mivola manohitsy gny Anak'olo, la ho enga aminy izay, fa zay rehetra mivola raty manohitsy gny Fagnahy Masy kosa, la tsy ho voavela izay.