msh_luk_text_udb/04/42.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 42 Vo maraindra-be, la nandeha tagny amin'ny toera mangingina Ie. Vahoaky maro be ro nila Gnazy sady nagnegny amin'ny toera zay nisy Gnazy. Rozy la niezaky gny nihazo Gnazy mba tsy hiala eo amin-drozy. \v 43 Fa Ie nivola tamin-drozy hoe: " Tsy maintsy mitory gny vaovao mahafaly mikasiky gny fanjakan-Dranagnahary amin'ny tana maro hafa avao koa Zaho, fotony izay ro antony nanirahiny Gnahy tety. \v 44 Bakeo ie la nanohy nitory tao amin'ireo Synagoga manera gnan'i Jodia.