msh_luk_text_udb/04/33.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 33 Sady tao amin'ny Synagoga la nisy johary zay nipetrahan'ny fagnahy maloton'ny demonia, sady ie la nikorakoraky tamin'ny feo mare hoe: \v 34 " Ah! Ino ro ifandraisanay agnaminao, ry Jesosy bakagny Nazareta? Avy mba hamotiky gnanay va Iha? Haiko hoe ia Iha - gny Raiky Masin-Dranagnahary!"