msh_luk_text_udb/04/28.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 28 Gny olo iaby tao amin'ny Synagoga la feno gny hatezera lafa nahanjanjy reo raha reo. \v 29 Nitsanga rozy, nanery Gnazy hiala gny tana, sady nandefa Gnazy tegny an-tampon'ny vavasaha zay niorenan'ny tanan-drozy, mba hagnaria Gnazy amin'ny kintsy. \v 30 Nefa nandeha namakivaky teo agnivon-drozy Ie la roso nandeha tagny amin'ny toeran-kafa.