msh_luk_text_udb/01/64.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 64 Ka niatomboky tamizay la nisokatsy gny vavany sady nafaha gny lelany. Nirehaky ie sady nidera Andranagnarary. \v 65 La niavy tagnamindrozy vory iaby teo gny tahotry. Ka niely manera gny tana abon'i Jodia gny raha niseho iaby.\v 66 Ka gny nahare iaby teo la nandray am-po iaby, ka nivola hoe:" ho lasa ino roahy zaza toy io?" Fa mandrakotry azy gny tagnan'ny Tompo.