msh_luk_text_udb/23/50.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 50 Sady ingo, nisy johary raiky kinaiky hoe Josefa, zay mpikamba tao amin'ny Synedriona. Olo soa sady to ie. \v 51 Io johary io la tsy nagnenky gny fanapahan-kevitsy gny Synedriona voho gny asan-drozy. Bakagny amin'ny tagnan'ny Jodiana tagny Armatia ie; sady ie la nikatsaky gny fanjakan-Dranagnahary.