msh_luk_text_udb/20/45.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 45 Teo agnatrehan'ny olo iaby la nivola tamin'ireo mpianatsiny Ie hoe:" \v 46 Mitandrema amin'ny mpanora-dalagna zay magniry handeha misondry amin'ny akanjo lava, voho tea fiarahaba manoka egny an-tsena, voho seza voalohany ao agnaty synagoga, sady toera voalohany agny amin'ny fanasa. \v 47 Rozy koa la mandany gny tranon'ireo mpanday vata, sady manao vavaky lavaregny ho fisehosehoa. Gny johary manahaky izay la hahazo fagnameloha bevata vatany."