msh_luk_text_udb/20/01.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 1 Sady tamin'ny gnandro raiky, laha nampagnanatsy gny vahoaky tao amin'ny tempoly Jesosy sady nitory gny filazantsara, la nagnato Gnazy reo lohan'ny mpisoro voho mpanora-dalagna nisondry tami'ireo loholo. \v 2 Nivola rozy, nanao tamin'ny hoe:"Volagno anay hoe amin'ny fahafatesa ino ro hanaovanao reo raha reo? Na koa ia ro nagnome anao zao fahefa zao?"