msh_luk_text_udb/10/21.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 21 Tamin'io fotoa io avao la nifaly vatany tao amin'ny Fagnahy masy ie, sady nivola hoe:" Midera Anao Aho, Ray, Tompogn'ny lagnitsy voho gny tany, fa nahajarinao regny raha regny tamign'ny hendry voho gny manan-tsay, sady nambara tamin'ireo ts manam-pahalala, manahaky gnaja maliniky. Eka, Raiko, fa zay ro ankasitraha soa eo imasonao."