msh_luk_text_udb/04/18.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 18 " Gny Fagnahin'ny Tompo la ato agnamiko, fotony Ie nanosotsy gnahy hivola gny vaovao mahafaly ho gnan'ny mahantra. Ie ro nandefa gnahy hanambara fahafahana ho gnan'ireo babo, sady hampimpoly gny fahita ho gnan'ny jiky, hanafaky reo zay ampijalia, \v 19 hagnambara gny taom-pankasitrahan-Dranagnahary."