msh_luk_text_udb/04/16.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 16 Nandeha tagny Nazareta Ie, gny tana nahabe gnazy, sady araky gny fomba fataony, la nilitsy tao amin'ny Synagoga tamin'ny andro Sabata Ie ka nitsanga mba hamaky safa mahery. \v 17 Natolotsy gnazy horonan-taratadin'Isaia mpaminany. Nosokafany gny boky sady hitany gny toera nanorata gnazy,