msh_luk_text_udb/01/11.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 11 La nisy gn' anjelin'ny nagnahary niseho tagnaminy la nitsanga teo ankavanan'ny alitara nisy gny emboky magnitsy. \v 12 lafa nahita gn'azy Zakaria la nanjary natahotry sady la feno tahotry ie. \v 13Ka hoy gny anjely tagnaminy:"Ka matahotsy, ry Zakaria, fa nireko gny vavakao.Jaona gny hataonareo gnagnarany.