msh_luk_text_udb/24/11.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 11 Fa izay hafatsy izay la manahaky gny tsy nisy dikany tamin'ireo apostoly, ka tsy nino reo ampela rozy. \v 12 Nefa nitsanga Petara, la nilailay nagnegny amin'ny fasana, sady niondriky voho nagnenty tao, la nahajery reo lambam-paty nitoka. Sady Petera noly tagny an-tragnony, nagnontany tena gny amin'izay raha-nitranga.