msh_luk_text_udb/24/08.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 8 Reo ampela la nahatiaro reo volany, \v 9 Ka nimpoly bakagny amin'ny fasana sady nivola izay raha iaby izay tamin'ireo iraiky ambin'ny folo voho gny ambiny iaby. \v 10 Sady Mary Magdalena, Johana, Mary renin'i Jakoba, sady reo ampela hafa niaraky taminy la nitaitsy izay raha izay tamin'ireo apostoly.