msh_luk_text_udb/24/01.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 1 Vo maraindry tamin'ny andro voalohan'ny herinandro, la nagnagny amin'ny fasana rozy, nanday reo raha-magnitsy zay nikarakaran-drozy. \v 2 Hitan-drozy nikodia lavitsy gny fasana gny vato. \v 3 Nilitsy tao rozy, nefa tsy nahita gny vatan'ny Tompo Jesosy.