msh_luk_text_udb/22/03.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 3 Bakeo Satana nilitsy tamin'i Jodasy Iskariota, zay raiky tamin'ireo roe ambin'ny folo. \v 4 Jodasy nandeha nagnagny amin'ireo lohan'ny mpisoro voho reo kapiteny sady nialy hevitsy tamin-drozy gny amin'ny fomba hamadihany gnan'i Jesosy eo amin-drozy.