msh_luk_text_udb/21/34.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 34 Fa mitandrema amin'ny vatanareo, mba tsy ho vesaran'ny vokatsy gny finoma voho gny fahamamoa gny fonareo, voho reo ahiahin'ny fiaigna, ka bakeo la hitako tampoky aminareo manahaky gny fandriky izay andro izay. \v 35 Fa izay la ho avy amin'ny gn\olo iaby zay miay aneran-tany.