msh_luk_text_udb/18/24.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 24 Sady Jesosy, nahajery gnazy, nanjary nalahelo mafy [ Fanamariha: Reo manam-pahaiza la misaraky hevitsy laha tokony ho ampiliry eto gny teny hoe: [ Ie] la nanjary nalahelo mafy. Ampitahao gny And 23] sady nivola hoe: " Manao akory gny fahasarotan'ny filira ao amin'ny fanjakan-Dranagnahary ho gnan'ireo zay mpanan-kanagna! \v 25 Fa moramora kokoa ho gnan'ny rameva gny hilitsy amin'ny volim-jaitsy, nohon'ny hiliran'ny olo mpanan-kanagna raiky ao amin'ny fanjakan-Dranagnahary."