msh_luk_text_udb/18/03.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 3 Sady nisy mpitondra-tena raiky tao amin'io tana io, sady ie nagnagny amin'ny matetiky, nivola hoe: ' Ampio aho mba hahazoako rariny manoloa gny fahavaoloko.' \v 4 Fa hatry ny ela ie ro tsy vonona gny hagnampy gnazy, fa tafara kelin'izay la nivola tamin'ny vatany ie hoe: ' Na la tsy matahotsy an-Dranagnahary aza aho na tsy manaja olo, \v 5 fa koa fotony manahira gnahy toy mpitondra-tena toy, la hagnampy gnazy aho mba hahazoany rariny, mba tsy handreraky gnahy nohon'ny fivezivezeny lava atoy sasy ie."'