msh_luk_text_udb/17/34.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 34 Mivola agnaminareo Aho, fa amin'izay haliky izay la hisy olo roe eo ambonin'ny fandria raiky. Gny raiky la horambesy, sady gny raiky ho enga. \v 35 Sady hisy roe vavy miaraky-mandisa vary. Gny raiky ho rambesy, sady gny raiky ho enga." \v 36 [ Fanamariha: reo fandika taloha soa mare la mangalaky gny andininy faha 36 hoe: " Hisy roe lahy agny am-baibo; gny raiky ho rambesy, sady gny raiky ho enga."] \v 37 Nagnontany Gnazy rozy hoe: " Aia, Tompo?'' sady Ie nivola tamin-drozy hoe: " Izay hipetrahan'ny maty, la agny koa ro hisy votoro hiara-mivory."