msh_luk_text_udb/17/22.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 22 Hoy ie tamin'ireo mpianatsy: " bakagny gny andro hanirianareo gny hahajery gny raiky amin'ny andron'ny Anak'Olo, fa tsy hahajery izay nareo. \v 23 Sady rozy la hivola agnaminareo hoe: ' Henteo, eroy! Henteo, Etoy! Fa ka miboaky na mania gnan-drozy, \v 24 fa manahaky gny helatsy mamiratsy mazava lafa mitaratsy bakagny amin'ny ilany gny lagnitsy izay gny Anak'Olo amin'ny androny.