msh_luk_text_udb/13/28.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 28 Hisy fitomania voho fikitroha-nify lafa ingo nareo mahita gnan'i Abrahama, Isaka, Jakoba, voho gny mpaminany iaby ao amin'ny fanjakan-Dranagnahary, nefa voaroaky agny amonta nareo. \v 29 Rozy la ho avy agny antignana, andrefa, avaratra, sady atimo ka hipetraky eo amin'ny latabatsy gny fanjakan-Dranagnahary. \v 30 Haiko zao, reo zay tsy la manan-danja ro ho voalohany, sady reo zay tena manan-danja ro ho farany."