msh_luk_text_udb/13/25.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 25 Lafa injay mitsanga gny tompon-tragno sady manily gny varavara, la hitranga ao amonto eo nareo ka handodo gny varavara sady hivola hoe: ' Tompo, Tompo, ampiliro rahay.' Ie hamaly ka hivola agnaminareo hoe: ' Tsy haiko nareo na gny fiavinareo.' \v 26 Sady hivola nareo hoe: ' Nihina voho nino teo agnatrehanao rahay, sady Iha fa nampianatsy teny an-dalambenay.' \v 27 Fa Ie la hamaly hoe: ' Mivola agnaminareo aho, tsy haiko zay fiavianareo. Miala eto agnamiko, nareo mpanao raty!'