msh_luk_text_udb/13/15.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 15 Gny Tompo namaly gnazy ka nivola hoe: " Ry mpiatsaravelatsihy! Moa va tsy samby mamaha gny boriky na gny aombiny ao amin'ny valany nareo ka mitondra izay hino rano amin'ny Sabata? \v 16 Sady manahaky izay koa toy anak'ampelan'i Abrahama, zay voafatotr'i Satana tagnatiny gny valo ambin'ny folo tao toy, tsy tokony mba ho vaha va gny fehy amin'ny andro Sabata?"