msh_luk_text_udb/13/12.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 12 Nony nahajery gnazy Jesosy, la nikaiky gnazy ka nivola hoe: " Ry vehivavy, afaky amin'ny fahalemenao iha." \v 13 Napetrany teo aminy gny tagnany, sady niaraky tamin'izay la nitraka gny vehivavy sady nihoby an-Dranagnahary. \v 14 Nefa gny mpanapaky gny Synagoga la meloky noho gny fanasitrana nataon'i Jesosy tamin'ny Sabata. Noho izay la namaly gny mpanapaky sady nivola tamin'ny vahoaky hoe: " Misy enign'androzay tokony iasa. Miavia ka hitrana, fa kosa tsy amin'ny andro Sabata."