msh_luk_text_udb/13/10.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 10 Sady Jesosy nampianatsy tao amin'ny raiky tamin'ny Synagoga tagnatiny gny Sabata. \v 11 Ingo, nisy ampela raiky zay nana gny fagnahy ratin'ny fahalemea tagnatiny gny valo ambin'ny folo tao teo, sady ie la nivokoky voho tsy nahavita nitranga soa.