msh_luk_text_udb/12/54.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 54 Nivola tamin'ireo vahoaky koa Jesosy hoe: " Lafa mahita rahona miforo egny andrefana nareo, la hoy avy hatrany nareo hoe: ' Hisy ranon'ora ho avy', sady la mitsanga izay. \v 55 Lafa misy tsioky mitsoka avy agny atsimo, la hoy nareo hoe: ' Hisy hafanana be ho avy,' sady mitranga izay. \v 56 Ry mpihatsaravelatsihy, hainareo gny mandika gny toetoetry gny tany voho gny lagnitsy, fa ahoana ro tsy ahaizanareo mamantatsy zao andro henanizao zao?