msh_luk_text_udb/12/47.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 47 Izay mpanompo izay, nahay gny sitrapon'ny tompony, nefa tsy nioma na nanao araky gny sitrapony, la ho vangoa amin'ny famangoa maro. \v 48 Fa zay tsy nahay sady nanao zay mendriky ahazoa kapoky kosa, la ho kapohy amin'ny fikapoha kely. Fa reo iaby zay nomea be, la ho be kokoa ro ho taky aminy, sady reo zay nanankina be , la ho be lavitsy aza ro hangatahy agnaminy.