msh_luk_text_udb/12/45.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 45 Fa laha mivola ao am-pony izay mpanompo izay hoe: ' Nahemotsy gny tompoko gny fimpoliany,' ka manomboky mamono reo mpanompo johary voho sevaky, sady mihina voho mino, ka lasa mamo, \v 46 gny tompon'izay mpanompo izay la ho avy amin'ny andro tsy ampoiziny, sady amin'ny fotoa tsy hainy, sady hanapatapaky gnazy ka hanoma toera ho gnazy miaraky amin'ireo tsy mahatoky.