msh_luk_text_udb/12/41.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 41 Petera nivola hoe: " Tompo o, agnaminay avao va ro ivolagnanao izay fanohara izay, sa amin'ny olo-iaby avao koa?" \v 42 Gny Tompo nivola hoe: " Ia ary ro mpitanta mahatoky voho hendry zay ho tendren'ny tompony ho ambinin'ireo mpanompony hafa mba hagnome gnan-drozy gny anjara hanin-drozy amin'ny fotoa mety? Sambatsy izay mpanompo izay, zay hitan'ny tompony manao izay lafa avy ie. \v 44 Ambarako marina agnaminareo fa ho tendreny hanapaky gny fanagnahany iaby ie.