msh_luk_text_udb/12/24.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 24 Diniho gny goaiky, tsy mamafy regny na mijinja. Tsy mana fitoeram-bokatsy regny na tragno fitahiriza, nefa omen-Dranagnahary hany regny. Manahaky gny ahoaa gny fihoaranareo lanja mihoatsy noho reo voro! \v 25 Ia agnaminareo ro afaky manampy hakiho raiky gny andro iainany amin'ny fanahia? \v 26 Koa laha izay raha kelikely mare izay aza tsy ainareo atao, nagnino nareo ro miahiahy gny amin'ny sisa?