msh_luk_text_udb/12/11.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 11 Lafa manday gnanareo eo agnatrehan'ny synagoga, reo mpanapaky, voho reo manam-pahefa rozy, la ka manahy gny amin'izay ho fomba fivolagnanareo ho fiarovan-tenanareo, na zay ho ambaranareo, \v 12 fotony gny Fagnahy Masy ro hampianatsy gnanareo zay tokony ho ambaranareo amin'izay fotoa izay."