msh_luk_text_udb/12/04.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 4 Mivola agnaminareo Aho ry namako, ka matahotsy reo zay mamono gny tena, sady afaran'izay la tsy misy na ino na ino azony atao sasy. \v 5 Fa hampitandry gnanareo Aho gny amin'izay hatahora. Matahora gny Raiky zay, zay lafa avy mamono, la mana gny fahefa gny hanary gnanareo agny amin'ny helo. Eny, mivola agnaminareo aho, matahora Gnazy.