msh_luk_text_udb/12/02.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 2 Fa tsy misy tako zay tsy haseho, sady tsy misy miafy zay tsy ho hay. \v 3 Ka na ino na ino nivolagninareo tao amin'ny maiky la ho re ao amin'ny fahazava, sady zay nivolagninareo teo an-tsofy tao agnaty efitragno la hambara egny an-tampon-tragno.