msh_luk_text_udb/11/45.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 45 Gny raiky tamin'ireo mpampianatsy lalagna nivola tagnaminy hoe: " Mpampianatsy o, izay ambaranao izay la maniratsira gnanay koa." \v 46 Jesosy nivola hoe: " Loza ho gnanareo, ry mpampiana-dalana! Fa mampitondra enta-mavesatsy tsy zakan'ny olo nareo, nefa tsy mikasiky izay enta-mavesatsy izay akory na la gny ratsan-tagnanareo raiky aza.