msh_luk_text_udb/11/43.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 43 Loza ho gnanareo ry Fariseo, fa teanareo gny toera voalohany egny amin'ny synagoga voho gny fiarahabana feno fanaja gnanareo egny an-tsena. \v 44 Loza ho gnanareo, fa nareo la manahaky gny fanasa tsy misy famantara zay hitsahin'ny olo fa tsy hainy izay.