msh_luk_text_udb/11/18.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 18 Koa laha mialy an-tragno ary Satana, manao akory ro hampaharitsy gny fanjakany? Fa hoy nareo hoe mandroaky devoly amin'ny alalan'i Belizeboba Aho. \v 19 Fa laha mandroaky devoly amin'ny alalan'i Belzeboba ary Aho, amin'ny alalan'ia kosa ro androahan'ny mpagnara-dia anareo gnazy? Noho izay, la rozy ro hitsara gnanareo. \v 20 Fa laha mandroaky gny devoly amin'ny alalan'ny ratsan-tagnan-Dranagnahary Aho, la avy agnaminareo gny fanjakan-Dranagnahary.