msh_luk_text_udb/05/22.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 22 Fa Jesosy, nahay zay nieretreritin-drozy, namaly sady nivola gnan-drozy hoe: " Nagnino nareo ro manontany zay ao am-ponareo? \v 23 Ino ro mora volagny mare: ' Voavela gny helokao' va gny mivola hoe: ' Mitsangana sady mandehana?' \v 24 Nefa mba hahafantaranareo fa gny Anak'Olo la manam-pahefa hamela heloky eto an-tany, la ambarako aminao, mitsangana, andeso gny fandrianao sady mandehana agny an-tragnonao."