msh_luk_text_udb/05/17.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 17 Sady tamin'ny andro raiky tamin'ireo andro nampianarany, la nisy Fariseo voho mpampiana-dalagna nipetraky teo zay avy amin'ny tana sambihafa ao amin'ny faritsy Galilia voho Jodia, sady avao koa bakao amin'ny tanan'i Jerosalema. Gny herin'ny Tompo ro tao aminy mba hanasitranany.