msh_luk_text_udb/03/15.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 15 Sady laha niamby fatratry gny fahavian'i Kristy gny vahoaky, la nagnontany tao am-pony gny mahakasikan'i Jaona gny kiraidraiky, na mety ho ie na tsy ie ro Kristy. Jaona namaly tamin'ny fivolagna gnan-drozy iaby hoe: " Laha gny agnamiko, la manao batisa gnanareo amin'ny rano aho, fa misy olo raiky ho avy zay mahery mihoatsy gnahy, sady tsy mendriky zaho na la hamaha reo fehi-kapany aza. Hanao batisa gnanareo amin'ny Fagnahy Masy boho bolo Ie.