msh_luk_text_udb/03/09.txt

1 line
156 B
Plaintext

\v 9 Henanizao ka gny famaky la mipetraky eo amin'ny fototsy gny hazo. Ka gny hazo iaby zay tsy mamoa voa soa la voatapaky sady hatoraky agny amin'ny bolo."