msh_luk_text_udb/03/08.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 8 Noho izay, momokara voa mendriky gny fibebaha, sady ka manomboky mivola ao agnatinareo hoe: 'Rahay mana gnan'i Abrahama ho babanay,' fa mivola gnanareo aho fa Ndranagnahary la afaky mananga anaky ho gnan'i Abrahama baka amin'ireto vato reto.